|
|
|
|

Entry1  farary
Root  2  rary
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama
Explanations in English  5  [1.7] often ill
Explanations in French  6  [1.8] souvent malade, maladif
Examples  7  Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary. [1.437#]
8  Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#]
Vocabulary  9  Health
Analogs  10  farofy, tsy salama, tsy seheno, mavozo, malemy, marisarisa, malovilovy, osa, saozanina, marary ovana, tsy matanjaka, mangorera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, migidredro

Anagrams  11  farary, firara

Updated on 2023/10/21