Entry (1/2) | 1 fanandroana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana |
Explanations in French |
4 [1.3] l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes |
Examples |
5 Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113#9] 6 Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296#110] |
Titles |
7 Boky fanandroana malagasy (Randria Max) 8 Fanandroana : fianarana manisa andro malagasy (Rabesata Arima) |
Entry (2/2) | 9 Fanandroana |
Subtitle | 10 fianarana manisa andro malagasy |
Elementary words | 11 fanandroana |
Part of speech | 12 name (book title) [Full list] |
Author |
13 Rabesata Arima |
Publishings |
14 , 2000/01. Height: 21cm. Width: 15cm. Pages: 60 |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |