|
|
|
|

Entry (1/3)1  andro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara] masoandro, orana: Avy ñy andro
4  [1.1] Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay
Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava
Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo
Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy
Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina
Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro
Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina
Fotoana: Vary andro foana eto aho
Explanations in English  5  [1.2] the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.]
6  [1.7] a day; an epoch or period
a great day
Explanations in French  7  [1.8, 1.5#65] jour, temps
8  [1.5#65] époque
Vocabulary  9  Time
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adverbs :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Titles  149  Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon))
150  Fanandroana : fianarana manisa andro malagasy (Rabesata Arima)
151  Indray andro tao Sahabe (Andry Andraina)
152  Ririnina ny andro
Proverbs  153  Proverbs containing the word andro
Article  154  Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)155  andro
Part of speech  156  noun
Explanations in English  157  [1.2]
Explanations in French  158  [1.3] action de se baigner, bain
Morphology 
159  Simple :
Derivatives 
160  Active verbs :
161  Passive verbs :
162  Relative verbs :
163  Names :
164  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/3)166  andro
Part of speech  167  noun
Explanations in Malagasy  168  [1.78] [Taisaka] habokana
Explanations in French  169  [1.82] [Taisaka] lèpre
Vocabulary  170  Health
Morphology 
171  Simple :

Anagrams  172  andro, doran, drano, droña, ndrao, ondra

Updated on 2025/02/08