|
|
|
|

Entry1  famantaranandro
Elementary words  2  famantarana, andro
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Instrument
Explanations in Malagasy  5  Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany [1.1]
Explanations in English  6  [andro, the day.] A clock, a watch. [1.2]
7  a watch, a clock [1.7]
Explanations in French  8  montre [1.8, 1.13]
9  horloge [1.8]
Examples  10  Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho. [2.356#]
11  tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro. [2.59#]
12  Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro. [2.332#]
Compound words 
Article  15  Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/08/02