Entry | 1 famantarana |
Root | 2 fantatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka 5 Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra 6 Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo [1.1] |
Explanations in English |
7 sign, an indication, a mark, a symptom. [1.2] 8 a sign, an indication, a mark [1.7] |
Explanations in French |
9 marque [1.3, 1.8] 10 signe, indication [1.8] 11 signalisation, indice, symptôme [1.13] |
Examples |
12 famantarana fa mpamosavy, hono. [1.437#] 13 Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy [2.508#] 14 Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena [2.285#] 15 Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona [1.381#] |
Compound words |
|
Article |
20 Randzavola: famantarana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 21 famantarana, manatrafana |
Updated on 2023/06/15 |