|
|
|
|

Entry1  fantatra
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hay: Teny tsy fantatro no nifam-piresahany
Hay ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] known
5  [1.2] recognised
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] connu, su
7  [1.3] compris, reconnu
Examples  8  Tiako ho fantatra! [2.529]
9  fantatro izany (Je sais cela) [1.3]
10  Olom-pantatr' i Ndremba ve ny vadinao? [2.643#141]
11  Efa nanontaniako ireo olom-pantatra rehetra. [2.445#30]
12  Ataovy izay saim-pantatrao, tompoko, hoy ny vavy [2.69#25]
13  Nanjary toetrako io tsy natahotra zava-pantatro io fa rahefa hay mora atao. [2.643#21]
14  Raha vao hitao izy dia tsy mbola fantatro (Je ne l'ai pas reconnu à première vue) [1.3]
Morphology 
15  Prefixed :
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
Compound words 
Proverbs  27  Proverbs containing the word fantatra

Updated on 2025/01/21