Entry | 1 mahafantatra |
Root | 2 fantatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to know 6 [1.2] to recognize, etc. |
Explanations in French |
7 [1.8] connaître, savoir |
Examples |
8 Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany? [4.27#] 9 Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra. [2.270#] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mahafantatra |
Updated on 2024/12/11 |