Entry | 1 mamantatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala Maminany: Mahay mamantatra ny toetra amin' ny soratra, hono, Rangahy io 4 [1.13] manao izay hanavahana |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to examine 6 [1.2] to try, to prove 7 [1.7] to try out |
Explanations in French |
8 [1.8] essayer, éprouver, examiner 9 [1.13] identifier |
Examples |
10 [2.720#] Pentina sisa no mamantatra ny tenany |
Root | 11 fantatra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |