|
|
|
|

Entry1  tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra
Elementary words  2  tsy, mandady, hazo, fantatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany

Updated on 2024/12/07