Entry (1/2) | 1 mandady |
Root | 2 lady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilava 5 Mananika: Jereo ireto vitsika mandady amin' ity hazo itỳ 6 Mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana: Hay ve mbola mandady itỳ zaza itỳ fa mbola tsy mandeha akory? 7 Mandokadoka fatratra, mita handitra: Loza raha handady amin' ny lehibe Rakoto [1.1] |
Explanations in English |
8 to creep; to crawl; to be subservient [1.7] |
Explanations in French |
9 Ramper au physique, se traîner par terre, se glisser comme les serpents, grimper comme les fourmis: Mandady ny trambo (Le cent-pieds rampe) ~ Mandady eo anatrohan’ ny tompony io alika io (Ce chien rampe devant son maître) ~ Mbolà mandady io zaza kely io (Ce petit enfant se traîne encore par terre) ~ Mandady amin’ ny hazo ireo vitsika ireo (Ces fourmis grimpent sur les arbres) 10 figuré: ramper au moral aduler, cajoler, s’abaisser, s’humilier: Mandady amin’ ny lehibe izy (Il est rampant avec les chefs, il adule les chefs) ~ Notenenina mafy izy vao nandady (Il a fallu lui parler fort pour qu’il s'humiliât) [1.3#366] 11 ramper, marcher à quatre pattes; se traîner par terre; s'abaisser [1.8] |
Examples |
12 Ary ny renin-jaza mandady avy any an-jorofirarazana. [2.857#] 13 Ny avoko ihany no mandady amin' izy ireo fa ny sasany samy mitsangana. [2.643#] |
Morphology |
|
Analogs | 18 misolelaka |
Compound words |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word mandady |
Entry (2/2) | 27 mandady |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in French |
29 Nom donné aux patates douces : Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) lorsqu'on ne peut prononcer leur nom habituel par suite d'un interdit rituel (fady). [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
30 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 32 mandady, nadadim |
Updated on 2023/10/04 |