Entry (1/2) | 1 mandady |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilava Mananika: Jereo ireto vitsika mandady amin' ity hazo itỳ Mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana: Hay ve mbola mandady itỳ zaza itỳ fa mbola tsy mandeha akory? Mandokadoka fatratra, mita handitra: Loza raha handady amin' ny lehibe Rakoto |
Explanations in English |
4 [1.7] to creep; to crawl; to be subservient |
Explanations in French |
5 [1.3#366] Ramper au physique, se traîner par terre, se glisser comme les serpents, grimper comme les fourmis: Mandady ny trambo (Le cent-pieds rampe) ~ Mandady eo anatrohan’ ny tompony io alika io (Ce chien rampe devant son maître) ~ Mbolà mandady io zaza kely io (Ce petit enfant se traîne encore par terre) ~ Mandady amin’ ny hazo ireo vitsika ireo (Ces fourmis grimpent sur les arbres) figuré: ramper au moral aduler, cajoler, s’abaisser, s’humilier: Mandady amin’ ny lehibe izy (Il est rampant avec les chefs, il adule les chefs) ~ Notenenina mafy izy vao nandady (Il a fallu lui parler fort pour qu’il s'humiliât) 6 [1.8] ramper, marcher à quatre pattes; se traîner par terre; s'abaisser |
Examples |
7 [2.857#] Ary ny renin-jaza mandady avy any an-jorofirarazana. 8 [2.643#] Ny avoko ihany no mandady amin' izy ireo fa ny sasany samy mitsangana. |
Root | 9 lady |
Morphology |
|
Analogs | 14 misolelaka |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word mandady |
Entry (2/2) | 24 mandady |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 [1.196] Nom donné aux patates douces : Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) lorsqu'on ne peut prononcer leur nom habituel par suite d'un interdit rituel (fady). [Betsileo]
|
Vocabulary |
27 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 29 mandady, nadadim |
Updated on 2025/02/16 |
![]() |