|
|
|
|

Entry (1/4)1  tsy
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly
2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho
3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona
4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony
Explanations in English  4  [1.7] not
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] ne pas
6  [1.3, 1.9] sans
7  [1.3] non
8  [1.8] pas
Examples  9  [1.9] tsy sompatra izy (il est sans malice)
Morphology 
10  Simple :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Titles  620  Heloka roa ambin' ny folo na ''tsy mipepo'' (Ramangamalefaka (Ramandiamanana Alfred))
621  Ilay reny tsy miteny (Eliza Freda)
622  Kaonty tsy vita (Rapatsalahy Paul)
623  Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba (Razafiniaina Charlotte)
624  Rehefa tsy misy ny dokotera : translation of the English original "Where there is no doctor" (Werner David, Razafindriantsoa Zoely)
625  Tsy embona (Rabearivelo Jean-Joseph)
626  Tsy fidiny (Andrianaly Alfred)
627  Tsy hitony tsy akory (Rabearivelo Jean-Joseph)
628  Tsy manaiky aho (Ramangamalefaka (Ramandiamanana Alfred))
629  Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy)

Entry (2/4)630  tsy
Part of speech  631  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  632  [1.78] [Taisaka] sy
Compound words 

Entry (3/4)635  -tsy
Part of speech  636  morphological form of sy
Examples  637  [2.606#210] Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho!

Entry (4/4)638  tsy
Part of speech  639  noun
Explanations in Malagasy  640  [1.1] Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...)
Explanations in French  641  [1.3, 1.13] acier
Vocabulary  642  Economy: metallurgy
Synonyms  643  vy mahery
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams  647  tsi~~, tsi-, tsi, tsi~, tsy, -tsy

Updated on 2025/04/19