|
|
|
|

Entry1  ranomaso tsy miaraka amam-paty
Elementary words  2  ranomaso, tsy, miaraka, amana, faty
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe haingo diso an' Iarivo) [1.1]

Updated on 2023/04/16