Entry |
miaraka
(araka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo [1.1]
|
Explanations in English | To accompany [1.2, 1.7]
|
| To go together, to associate [1.2]
|
| To go with [1.7]
|
Explanations in French | Accompagner [1.8]
|
Morphology |
Present : |
miaraka |
Past : |
niaraka |
Future : |
hiaraka |
Imperative : |
miaraha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|