Entry |
araka
|
Part of speech | preposition
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika [1.1]
|
Explanations in English | According to, following [1.7]
|
Explanations in French | Selon, suivant [1.3, 1.8]
|
| D'après, en proportion [1.3]
|
Examples |
1 | araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion)
[1.3]
|
2 | araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire)
[1.3]
|
3 | araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail)
[1.3]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
araka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso [1.1]
|
Explanations in French | Action de suivre, d’accompagner Action de réclamer, d'imiter [full text in 1.3, 1.5]
|
| Action de revendiquer Action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter [1.3]
|
Morphology |
Simple : |
araka,
arako,
arakao,
arany,
aratsika,
arakay,
arakareo,
arak',
ara-,
araky |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
araka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
reraka,
sasatra
[1.78]
|
|
Entry |
araka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-toaka mahery [1.10]
|
Origin | Arabic: araq.
|
|