Entry |
mifanaraka
(araka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [1.1]
|
Explanations in English | To agree [1.7]
|
Explanations in French | être d'accord, s'entendre [1.8]
|
Examples |
1 | Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia.
[2.470]
|
2 | Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony.
[2.472]
|
3 | Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana:
[2.48]
|
|
Morphology |
Present : |
mifanaraka |
Past : |
nifanaraka |
Future : |
hifanaraka |
Imperative : |
mifanaraha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|