Entry | 1 mifanaraka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony |
Explanations in English |
4 [1.7] to agree |
Explanations in French |
5 [1.8] être d'accord, s'entendre |
Examples |
6 [2.470] Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia. 7 [2.472] Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. 8 [2.48] Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: |
Root | 9 araka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifanaraka |
Anagrams | 17 fanamarika, fikaramana, mifanaraka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |