Entry | 1 fampiarahana |
Root | 2 araka |
Part of speech | 3 noun |
Allegation |
4 5 6 |
Examples |
7 Ary efa hain' ny olona ny fampiarahana azy. [2.245#] 8 Mba hitsitsiana vola, dia azo eritreretina ny fampiarahana fifidianana sasantsasany. [4.27#] 9 Mampanano sarotra ny mpiteny ny fampiarahana ny fingadon'ny feo isan' andalana nahazatra azy tao amin'ny beko, sy ny fampiadiana rima eto amin'ny poezia. [2.606#] |
Updated on 2023/01/20 |