Entry | 1 araka afo |
Elementary words | 2 araka, afo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 haingana dia haingana, miaraka amin' ny vava, miaraka amin' izay: Ataovy araka afo ny fitakiana ny trosanao fa tsy ho azonao intsony iny raha angatahanao andro [1.1] |
Updated on 2023/06/05 |