|
|
|
|

Entry1  afo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] jiro, vain' afo
4  [1.1] Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona
Explanations in English  5  [1.2] fire
fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.]
6  [1.7] fire
Explanations in French  7  [1.3#7, 1.8] feu
8  [1.3] fig. calamité
9  [1.78] [Betsimisaraka] lampe; braise
Examples  10  Maty ny afo tao am-patana. [2.470]
11  Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany. [2.472]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Names :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Titles  91  Afon' Antongona (Rajaonarivelo Auguste)
Proverbs  92  Proverbs containing the word afo
Article  93  Randzavola: afo ao amin' ny Baiboly

Anagrams  94 

Updated on 2025/01/21