Entry | 1 afokasoka |
Elementary words | 2 afo, kasoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety voan' afokasoka: ny singany tsirairay tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra tranon' afokasoka: ny fitoerany |
Explanations in English |
5 [1.2] [kasoka, rubbing.] matches. 6 [1.7] a match |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13] allumette |
Examples |
8 Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano. [2.472] |
Compound words |
|
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |