Entry (1/2) | 1 lelafo |
Part of speech | 2 imperative of passive verb lelafina [Full list] |
Root | 3 lela |
Entry (2/2) | 4 lelafo |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.10#A84] esona (gaz) mirehitra. Hita izany eo amin' ireo fanaovan-jiro etona (gaz d'éclairage sy gaz acétylène, ets.) fa: raha vao vohana hipololotra ny gaza, ka tsoloana afo, dia miredaka. Toy izany koa no mampahery lelafon' irony fatana atao how "primus", satria ny gazan-tsolitany no mirehatra eo. Izany koa no mahatonga ny kitay hazo na ny labozý, ets. hisy lelafo: mamoaka gaza mety mirehitra izy ireny eo am-pirehatana. Ny zavatra sasany kosa -- tahaka ny arin-kazo, na ny faikan' arintany (coke) -- izay efa nesorina na nohakelezina fatratra ny etona mety mirehitra ao aminy -- dia tsy mamoaka lelafo loatra, fa dia mivaivay fotsiny. Ny etona (vapeur) sasany koa, ny elektirisite, dia samy mety hisy lelafo. 7 [1.10#L204][lela-afo] Gaza mitarehin-dela mazava sy mafana avy amin' ny zava-mirehitra |
Explanations in English |
8 [1.2#387] a flame, a blaze |
Explanations in French |
9 [1.3] flammes |
Examples |
10 [2.895#177] Efa nananika ny rambon-tsalakany ny lelafo. 11 [2.996#26.8.6] Ny lelafo|lelafony|lelafon'ny dia lelafo|lelafony|lelafon' midedadeda, eny, lelafo|lelafony|lelafon'n' i Jehovah. 12 [2.445#32] Raha vohako izy ka tselarako afo dia mamoaka lelafo mivaivay. 13 [2.499#] Iny nisy lelafo nijoalajoala indray mandeha, dia lavenona no sisa. 14 [2.470#44] Tsy manavao rahateo ny fisoronana afo koa dia misosa ho lelafo mivaivay ny ravim-pary maina atosi-tanana sy rotsa-kazo. |
Elementary words | 15 lela, afo |
Morphology |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word lelafo |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |