|
|
|
|

Entry1  rangory fototry ny afo
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.528#126] Izany mihitsy no rangory fototry ny afo tao Imamo tao.
4  [2.113#85] izay levona satria nampangaina ho rangory fototry ny afon' ny tabataba.
5  [2.346##27] |Handeha hifindra fonenana sy hiova tokantrano Ramatoa izay rangory fototry ny afo, vavahady anton' ny vohitra, ary varavarana anton' ny trano.
6  [2.472#154] izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao.
7  [1.368] Ankoatran' ny antony maro moa, matetika ny afitsok' ireo sasantsasany amin' ny iraka na solotenantsika fitondram-panjakana any ifotony sy Faritra rehetra any no rangory fototry ny afo.
Elementary words  8  Rangory, fototra, afo

Updated on 2024/12/26