Entry | 1 totokafo |
Elementary words | 2 totoka, afo |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Voahodidin' ny afo 5 [1.1] Asa maika mora mifanontona tsy maintsy hatao tsy misy hataka andro |
Explanations in French |
6 [1.3#735] Figuré: Entouré par le feu ; occupations, affaires urgentes et simultanées. |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |