Entry (1/2) | 1 afobe |
Elementary words | 2 afo, be |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Game |
Explanations in English |
5 A children's game, but not with fire. [1.2] |
Entry (2/2) | 6 afobe |
Elementary words | 7 afo, be |
Part of speech | 8 noun |
Vocabulary |
9 Religions, Beliefs |
Explanations in Malagasy |
10 (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty 11 toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana [1.1] |
Explanations in French |
12 enfer [1.3] |
Examples |
13 Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [2.470] 14 Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [2.472] 15 Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [2.996] |
Morphology |
|
Anagrams | 17 afobe, faobe |
Updated on 2023/12/08 |