|
|
|
|

Entry1  vatoafo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika
Explanations in French  4  [1.3, 1.13] silex
5  [1.3] pierre à feu
Examples  6  [2.508#] Ny entana namidy dia lamba, vilia aman-tsotro, vilany, basy, vanja, vatoafo, firavaka, toaka.
Vocabulary  7  Geology
Elementary words  8  vato, afo
Synonyms  9  vatofalia

Anagrams  10  afovato, vatoafo, voatafo

Updated on 2025/01/21