Entry 1/2 vato
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany
Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato
Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona
Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana
Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany
Explanations in English A stone, a rock, a vote [1.7]
Explanations in French Pierre [1.8, 1.13]
 Roche, caillou [1.13]
Examples 
1Nisaina ny vato azon' ny mpilatsaka. [2.356]
2Misy vato milahadahatra manodidina azy ireo. [2.643]
3Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; [2.996]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : vato, vatoko, vatonao, vatony, vatontsika, vatonay, vatonareo, vaton', vaton-, vatom-
Prefixed : -bato, -batoko, -batonao, -batony, -batontsika, -batonay, -batonareo, -baton', -baton-, -batom-
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Hyponyms 
Ethnonyms 
Patronyms 
Toponyms 
Proverbs 
Article 

Entry 2/2 vato
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa [1.13]
Explanations in French Gravelle [1.3]
 Calcul [1.54]
 Calcul rénal [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/05/10