|
|
|
|

Entry1  fonosim-bato, haham-bato
Elementary words  2  fonosina, vato, hahana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza hafatra tsy niova, voatahiry tsy nisy nahafahana
Explanations in French  5  [1.3#817] C’est une pierre quand on l’enveloppe, c’est une pierre quand on la découvre ; fig. qui ne change pas, qu’on conserve intact
Examples  6  Tany aloha dia ondrilahy be hofaka mihitsy no aterina fa tsy vodiondry vola ; fa tatoaoriana dia vola fonosina voro-damba betsaka sady ampiana vato fehezina mafy dia mafy. Izany hoe “Fonosim-bato, aham-bato.” [1.437]

Updated on 2025/01/20