|
|
|
|

Entry1  hahana
Root  2  haha
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vahana: Hahao ity kofehy ity
Alana amin' ny fatorana: Hahao ny ombikely fa mampalahelo
Saratsarahina, ravana: Nohahan' ilay mpamboatra azy ny famantaranandroko
Afahana, votsorana: Matetika amin' ny fetim-pirenena misy gadralava hahan' ny filohan' ny Nosy
Explanations in English  5  [1.2] to be untied, unloosed, or unknotted.
Explanations in French  6  [1.3] qu'on délie, qu'on dénoue, qu'on détache, qu'on dévisse; qu'on démonte, qu'on met en liberté: Taloha nohahana ny gadralava rehetra nony nisy mpanjaka vaovao (Autrefois on mettait en liberté tous les prisonniers à l'avènement d'un nouveau souverain)
Examples  7  Ary raha Miral, na Borozany, no manan-kadisoana, ka tsy toko hahafaty aina, dia ataony gadralava, misy aza ny sasany, dia gadralava tsy avelany ho hahana mandra-pahafatiny. [2.59#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21