Entry | 1 fonosina |
Root | 2 fono |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandava Atao ao anatin' ny zavatra iray izay manodidina azy tanteraka: Fonosy ao anaty lamba ny zanakao fa mandrivotra ny andro |
Explanations in English |
5 [1.2] to be covered, to be wrapped up, to be shrouded. 6 [1.7] to be wrapped; to be bound (of books) |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on enveloppe; qu'on relie |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fonosina |
Anagrams | 14 fonosina, ifonosan, nifonosa, nofosain, nosafoin, nosofina |
Updated on 2023/01/20 |