Entry (1/2) | 1 fono- |
Part of speech | 2 morphological form of fonoka |
Entry (2/2) | 3 fono |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Ny eo ivelan' ny zavatra manafina na mandrakotra ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao mangatsiaka |
Explanations in English |
6 [1.2, 1.7] a cover 7 [1.2] an envelope 8 [1.7] a wrapping |
Explanations in French |
9 [1.3, 1.8] couverture 10 [1.3, 1.13] enveloppe 11 [1.3] action de plier dans un noeud 12 [1.8] emballage, reliure 13 [1.13] gaine 14 [1.196] Chez les plantes, paroi des fruits lorsqu'ils s'ouvrent pour laisser échapper les graines. On dit aussi fonofono, duplicatif plus usité. |
Examples |
15 Ny anankiray maty anaka, ary ny anankiray miova fono; [2.69#] 16 Nosokafany ilay fono, ka basy no tao, basi-miaramila notsofana ny volony. [2.472#] 17 fono kalina izany, fa tsy tahaka ny fono savony any ambanivohitra tsy akory. [2.4#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 38 Proverbs containing the word fono |
Anagrams | 39 |
Updated on 2025/01/28 |