Entry | 1 fonon-tondro |
Elementary words | 2 fono, tondro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fono hoditra ataon' ny mpanao kiraro amin' ny fanondrony mba tsy haharatran' ny kofehy ny tanany |
Explanations in English |
5 [1.2] [tondro, a finger.] A finger cover. |
Updated on 2024/12/07 |