|
|
|
|

Entry1  fononteny
Elementary words  2  fono, teny
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Linguistics
Explanations in Malagasy  5  Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [1.1]
Explanations in French  6  parenthèse [1.13, 1.5]
Compound words 
Tables and plates  8  Punctuation marks

Updated on 2023/06/08