Entry | 1 fononteny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy |
Explanations in French |
4 [1.13, 1.5] parenthèse |
Vocabulary |
5 Linguistics |
Elementary words | 6 fono, teny |
Analogs | 7 fononteny maranitra, fononteny mahitsy |
Compound words |
|
Tables and plates |
10 Punctuation marks |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |