Entry | 1 mifono |
Root | 2 fono |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mirakotra manontolo: Nifono vy mihitsy ny Vazaha taloha rehefa hiady |
Explanations in English |
5 [1.2] covered, wrapped up: Mifono volamena izy (It is plated with gold) |
Examples |
6 Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika. [2.470] 7 Nisy voro-damba nifono zavatra novahan' ilay zaodahiny. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifono |
Anagrams | 17 mifono, minofo |
Updated on 2023/08/11 |