Entry | 1 solaitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin' ny solaitra Ibalita [1.1] |
Explanations in English |
4 a slate for writing [1.7] |
Explanations in French |
5 ardoise d'écolier [1.8] 6 ardoise [1.13] |
Examples |
7 Hazo fisaka nolokoina mainty no solaitra. [2.117#] 8 Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437#] |
Vocabulary |
9 Geology 10 Education |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 23 alasitro, asalotry, asilatro, asolatry, solaitra |
Updated on 2024/10/31 |