Entry | 1 diamondra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely 4 Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany [1.1] |
Explanations in French |
5 diamant [1.13] |
Examples |
6 Vohitra tsy misy olon-dratsy, voaravaka diamondra sy voninkazo tsy halazo mandrakizay ise? [2.5#] 7 Ary moa hahasimba ny famiraniratan' ny diamondra va ny iarahany mitoetra amin' ny vatokaranana? [1.380#nyfanandratantena] |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/10/30 |