Entry karangana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana [1.1]
Examples Tsaroany tsara ilay renibeny hany sisa nitaiza azy ka mpampilalao azy vato karangana sy valala ambolo eny antokotany. [2.470]
Synonyms karanana
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/04/24