|
|
|
|

Entry1  mandatsa-bato
Elementary words  2  mandatsaka, vato
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan' ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsa-bato
(ankehitriny) mandray anjara amin' ny fifidianana
5  [1.13] mandray anjara amin'ny fifidianana
Explanations in English  6  [1.2] to recount public services rendered by an individual with a view to the bestowment of some favour
to choose those to whom the Tangena ordeal was to be administered
Explanations in French  7  [1.13] voter

Updated on 2024/12/07