Entry | 1 mandatsaka |
Root | 2 latsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho Mandetsy Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny. |
Explanations in English |
5 [1.2] to lay down, to put down, to let fall, to put in fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on 6 [1.7] to cast down; to put down, to lay in place |
Explanations in French |
7 [1.8] faire tomber; poser des briques, etc; enrôler |
Examples |
8 Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina [1.300#] 9 Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra. [2.59#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mandatsaka |
Updated on 2024/12/11 |