|
|
|
|

Entry1  mandatsaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto
Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay
Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy
Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho
Mandetsy
Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny.
Explanations in English  4  [1.2] to lay down, to put down, to let fall, to put in
fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on
5  [1.7] to cast down; to put down, to lay in place
Explanations in French  6  [1.8] faire tomber; poser des briques, etc; enrĂ´ler
Examples  7  [1.300#] Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina
8  [2.59#] Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra.
Root  9  latsaka
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word mandatsaka

Updated on 2025/02/16