|
|
|
|

Entry (1/4)1  tsangambato
Elementary words  2  tsangana, vato
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony
5  [1.62] vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony
Explanations in English  6  [1.2] a gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event
7  [1.7] a monument
Explanations in French  8  [1.8] pierre ou monument commémoratif
Examples  9  Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon)]
10  lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy. [2.499]
11  Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy. [2.508]
12  Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara. [2.472]
Synonyms  13  vatolahy
Titles  14  tsangambato ()
Quotes  15  Texts mentioning tsangambato
Illustrations 
16 

Entry (2/4)17  tsangambato
Elementary words  18  tsangambato
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  [1.1] Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina
21  [1.62] asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina
Examples  22  Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka [1.1|1.62]

Entry (3/4)23  Tsangambato
Part of speech  24  name (book title) [Full list]
Explanations in French  25  [1.59] Pendant son incarcération, [Randriamaromanana] a écrit un livre Tsangambato, où il laisse des conseils, des réflexion sur la philosophie malgache, sur le pouvoir, la culture. Cet ouvrage est encore inédit.
Vocabulary  26  Literature: books
Author  27  Randriamaromanana Albert

Entry (4/4)28  Tsangambato
Elementary words  29  tsangana, vato
Part of speech  30  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  31  Geography: towns

Anagrams  32  tsangambato, Tsangambato

Updated on 2024/12/25