|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsangana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. [1.1]
Examples  9  izaho Rangoriketakinilandy
tsy maty aho fa malazo
nandre ny fingodon'ny omby
viliabe tsara tsangana
vilia fotsy endriky ny trano
itozotozoy ihany aho
fa jiafotsy ny lambako
[2.131]
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/2)15  tsangana
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.13]
Explanations in French  18  bâton
19  diagramme en bâtons [1.13]

Anagrams  20  antsanga, tsangana

Updated on 2022/12/30