|
|
|
|

Entry1  fitsanganana
Root  2  tsangana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa misy lehibe miditra fa tsy maintsy miarahaba koa
Fijoroana: Matory am-pitsanganana ity zaza ity
Fisehoana, fitoloran-tena: Ilana herimpo ny fitsanganana ho vavolombelona

Updated on 2024/12/11