Entry 1/2 |
mitsangana
(tsangana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1]
|
Examples | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mitsangana |
Past : |
nitsangana |
Future : |
hitsangana |
Imperative : |
mitsangàna |
|
Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
mitsangàna
(tsangana)
|
Part of speech | imperative of active verb mitsangana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|