|
|
|
|

Entry1  mijajirika
Root  2  jajirika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon' io olona mijajirika eo amin' ny orana io?
5  Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin' ny tompon-trano [1.1]
Explanations in English  6  To endure, to continue, to wait patiently about, as a person standing outside one's house and exposed to the wind and rain [1.2#297]
Explanations in French  7  Se tenir debout sans bouger, attendre: Aza mijajirika ao amin' ny ranonorana (Ne restez pas là exposé à la pluie) ~ Efa nijajirika ela teo an-tokotany izahay vao tonga hianao (Nous avons attendu longtemps dans l'emplacement avant votre arrivée [1.3#290]
Examples  8  kanjo hay zava-doza ity mijajirika ora maro ity! [2.643#]
9  Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499#]
10  Dia ilay tovolahy nisalaka landy mijajirika somary mihomehy maneso eo anivon' ny afo sy ny tabataba! [2.5#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Updated on 2023/01/20