Entry (1/2) | 1 mihenjana |
Root | 2 henjana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.13] tendu 6 [1.3] Se raidir, être raide, vigoureux fig. résister, se raidir contre |
Examples |
7 Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy. [2.528] 8 mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [1.224] 9 Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [2.296] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mihenjana |
Entry (2/2) | 16 mihenjàna |
Root | 17 henjana |
Part of speech | 18 imperative of active verb mihenjana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 hamenjany, ihenjanam, mihenjàna, mihenjana |
Updated on 2025/02/01 |