Entry | 1 henjana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany Mahavizana: Henjana ity lalana ity |
Explanations in English |
4 [1.7] stiff; stretched tight; strict |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8, 1.13] raide 6 [1.3, 1.8] tendu 7 [1.3] fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux) fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) 8 [1.8] rigoureux 9 [1.13] rigide |
Examples |
10 henjana ny tady (La corde est raide) [1.3] 11 Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [2.117] 12 Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [2.508] 13 fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [2.48] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word henjana |
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/21 |