Entry | 1 fihenjanana |
Root | 2 henjana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady 5 Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra 6 Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny [1.1] |
Explanations in French |
7 L'action de raidir, de tendre, l’instrument [1.3] 8 rigidité [1.13] |
Examples |
9 Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo. [2.529] |
Anagrams | 10 fañinjehana, fihenjanana |
Updated on 2023/01/20 |