Entry | 1 fanenjana |
Root | 2 henjana |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana Azo henjanina |
Explanations in French |
5 [1.3] Ce qu’il faut raidir, la manière de tendre |
Examples |
6 Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga. [2.996] |
Anagrams | 7 fananjeña, fanenjana |
Updated on 2023/01/08 |